txy_luk_text_reg/06/09.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 9jesosy nizaka tamin'ereo ho:'' magnotany andrareo zaho, ara-dalana amigny Sabata se gny fanova gny soa sa gny mamatoky anazy?'' \v 10Dra nagnety gny magnodidy anazy aby izy dra nizaka tamigny lelahy ho:''ahiziro gny tagnanao.'' Nanao izay izy, dra sitrana gny tagnany. \v 11Nefa feno hatezera izy reo dra nifampizaka momba izay mety ho hataon'izy reo amin'i Jesosy.