txy_luk_text_reg/06/06.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 6Dra tamigny Sabata gny dre nandeha tao amigny Synagoga izy dra napianasy gny vahoaky tao. Nisy lelahy raiky maty tagna havana tao. \v 7Nagnety mariny anazy soa reo mpanora-dalana vo reo fariseo ba hahata gny hagnasitrana olo amigny Sababa izy, ba afahan'izy reo mahita atony hiampanga anazy. \v 8Kanefa fatany izay tao asain'ireo dra nizaka tamigny lelahy izay maty tanana izy ho:'' misangana, dra nandehana eto agnevon'ny olon'aby eto.'' koa nisanga gny lelahy dra nisanga teo.