txy_luk_text_reg/06/03.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 3namaly anazy reo, Jesosy nizaka ho:''bo sy nivakindrareo kay se izay nataon'i Davida aby izy, izy so reo lelahy izay nindray taminahy? \v 4Nandeha nagnao an-tragnon'i Zagnahary izy, dra nangalaky gny mofon'ny fa fagnatreha vo nihina gny ampahany koa gny lelahy izay nindray taminazy ba hihina, na dre gny pisoro avo koa aza gny araky gny lalana gny mihina izay.'' \v 5Avy eo izy nizaka tamin'ereo reo ho:''Gny zanak'olona dra tompon'ny sabata.''