txy_luk_text_reg/04/38.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 38Dra nagnenga gny Synagoga Jesosy dra nilisy tao an-tragnon'i Simona. Dra nampizalin'ny tazo mahery gny rafozambavin'i Simona, dra niangavy taminazy ho nazy izy reo. \v 39Dra nizoro teo alihany izy dra nizaka fatrasy gny tazo, dra niala taminazy izay. Avy hatrany izy dra nisanga dra nanomboky nanompo anazy reo.