txy_luk_text_reg/04/25.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 25Kanefa zakako marina amindrareo fa marop gny apela pitai-tegna tagny Israely tamigny andron'ny Elia, gny nihily gny lagnisy mandrisy gny telo tao vo enim-bola, dra nisy mosary lahibe avy teo amigny tany aby. \v 26Nefa Elia sy nalefa na tamin'iray tamin'izy reo aza, fa tao Zerapata agny Sidona avo, tagny amigny pinday tegna izay nitoboky tagny. \v 27Fa maro reo boka tao Israely tamigny andron'i Elia paminany, nefa sy nisy na dre raiky tamin'izy reo aza sitrany afa-sy Namana gny Syriana.'''