txy_luk_text_reg/04/18.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 18''Gny fagnahin'ny tompo dra tao aminahy, satria izy nanorasy anahy hizaka gny vaovao mahafaly ho an'ny mahatra. Izy gny nandeha anahy hizaka fahafahana ho an'ireo babo, dra hagnery gny fahitana ho an'ny zamba, hagnafaky reo zay apahoria, \v 19 Hizaka gny taom-pakasitrahana an'i Zagnahary.''