txy_luk_text_reg/04/09.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 9Avi eo gny devoly dra ninday an'i Jesosy tagny Jerosalema dra nataony tegny amigny fara-tampon'ny tempoly, dra nizaka taminazy ho:''Gny zanak'i Zagnahary hanao, dra azerao avy atiky gny tegnanao. \v 10Satria fa voasorasy ho:''hibaiko gny azileny gny aminao izy, ba hiaro anao, \v 11Dra'' izy reo hanandrasy anao amigny tagnany, ba sy ho tafitohin'i vato gny tombokao.'''