txy_luk_text_reg/02/36.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 36 Nisy mpaminany vavy raiky tokavy ho Ana teo. Zanakapelan'i Fanoela laha tamin'gny foko Asera izy. Tena atisy izy . Nipetraky niaraky tamin'gny valiny fito tao tafaran'gny nahaviriziny anazy izy, \v 37 dra mpinday vata naharisy gny efasy amby valopolo taona. Sy nanga gny tempoly marina izy vo manompo tamign' ny fifadian-kanina vo vavaky, andro aman'alino.\v 38Taminizaho lera izaho dra nagnato mariny anazy ereo izy vo nanomboky nagnome fisora an'agnahary vo nizaka gny mombanigny zaza tamigny olon'aby ze nandigny gny fagnavota an'i Jerosalema.