txy_luk_text_reg/02/27.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 27 Nitarihin'gny Fanahy , nagnagny am-piangona Simona. Fa gny ninday an'i Jesosy zazakely nilisy gny ray aman-dreniny, ba hanao anazy araky gny fomba ao amy lala, \v 28 dra nirambesiny ho egny asandriny Izy sady nidera an'Agnahary dra nanao ho:\v 29 ''Amizao angao andeha am-piadana gny mpanomponao, ry Topo, araky gny zakanao.