txy_luk_text_reg/22/10.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 10 Namaly anazy reo gny Ho:''Tenoy, gny fa midily gny tana andrareo, dra hisy lelahy raiky minday sinin-drano hifane amindrareo. Magnaraha anazy agny amin'izay tragno ilirany. \v 11 Dra zakao gny topo-tragno ho:''Gny Pampianasy mizaka aminao ho:''Eza gny efi-tragno fandrambesa-bahiny, ze hihinanako gny sakafon'gny Pasaky miaraky amin'ereo mpianasiko?'''