txy_luk_text_reg/19/29.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 29Vo nony avy teo agnilany Betifaga vo Batania Izy, teo amigny tendribohisy tokavo ho Oliva, dra nagniraky gny ro tan'ereo mpianany Izy,\v 30NIzaka ho: "mandehana agny midisy handrareo, dra hahita zana-boriky ereo mbo sy nitikiran'olo idraiky. Vahao izy dra ento aty aminahy.\v 31Raha misy magnotany adrareo ho: 'Nagnino moa vahadrareo io?' dra zakao ho: 'Misy teliavany Tompo anazy.'