txy_luk_text_reg/13/12.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 12 Nony nahita anazy Jesosy, dra nitoka anazy dra nizaka ho:''Rapela,afaky amin'gny fahalemenao anao.''\v 13 Napetrany teo aminazy gny tagnany, vo niaraky tamin'izay dra nitraka gny apela dra nihoby an'Agnahary. \v 14 saiky gny mpanapaky gny Synagoga dra ory noho gny fagnasitrana nataon'i Jesosy tamin'gny Sabasy. Noho zay dra namaly gny npanapaky vo nizaka tamin'gny vahoaky ho:''Misy enin'andro ze tokony iasa. Tongava dra sitrana, fa sy amin'gny andro Sabata.''