txy_luk_text_reg/12/57.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 57Nanaoakory handrareo gny sy misara izay marina ho an'ny tegnandrareo? \v 58Fa gny mandeha mindray amigny pifanandry amindrareo eo agnatrehan'ny pisara agnabo handrareo, egny an-dala dra miezaha handamy gny olo mindray aminazy ba sy handehanany handrirosy andrareo eo amigny pisara, dra ba sy hanoloran'ny pisara andrareo sgny smigny pamotosy, dra ba sy handefasan'ny pamotosy andrareo agny apoza. \v 59Hoy zaho amindrareo, sy ho tafavoaky ao zao handrareo mandra-pandoandrareo gny vola farany izay madiky indrindra.