txy_luk_text_reg/12/45.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 45Fa gny mizaka ao am-pony izay panopo izay ho:''nahemosy gny topony gny fiheregnany, dra manomboky mamono reo panopo lahy vo vavy, dra nihina vo mino, dra lasa mamo.\v 46Gny topon'izay panopo izay dra ho avy amigny andro sy ampiziny, dra amigny ora sy fatany, dra hanapatapaky anazy dra hagnome toera ho anazy mindray amin'ireo sy mahatoky.