txy_luk_text_reg/12/41.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 41Petera nizaka ho:'' tompo o, aminay avo se gny izakanao izay fagnohara izay, sa amigny olon'aby avo koa?'' \v 42Gny tompo nizaka ho:' iza dra gny pitatana vo hendry izay gny tendren'ny tompony vo agnobn'ireo panopony hafa ba hagnome anazy reo gny azara hanin'izy reo amigny fotoa mety? \v 43Sambasy izay panopo izay. izay hitan'ny topony manao izay aby avy izy. \v 44Zakako marina amindrareo fa ho tendreny gny fanagnany aby izy.