\v 39Ho fagnapin'izay dra fataro izao, fa gny fatasy gny tompon-tragno gny ora hahavian'ny pangalasy, dra sy hagnenga gny tragnony ho vaky izy. \v 40Mivognona avo koa, fa sy fatasindrareo gny ora hoavian'ny zanak'olo.''