txy_luk_text_reg/11/47.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 47 Loza ho andrareo, satria magnory lolo ho an'ereo mpaminany andrareo, nefa gny razambendrareo gny namono anazy reo.\v 48 Koa vavolombelo vo magneky gny asan'gny razandrareo andrareo,fa namono anazy tokoa ereo dra andrareo gny magnory gny lolo.