txy_luk_text_reg/11/18.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 18 Koa raha mialy an-tragno vo devoly nanao akory gny hampaharisy gny fazakany? Fa ho andrareo ho mandroaky devoly amin'gny alalan'i Belzeboba Zaho.\v 19 Fa raha mandroaky devoly amin'gny alalan'i Bezeboba dra zaho, amin'gny alalan'iza koa gny androahan'gny mpagnara-lia andrareo anazy? Noho zay,dra ereo gny hisara andrareo. \v 20 Fa raha mandroaky gny devoly amin'gny alalan'gny rasa-tagnan'Agnahary Zaho, dra avy amindrareo gny fazakan'Agnahary.