txy_luk_text_reg/10/10.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 10 Dre ombia dre ombia andrareo gny milisy tana dra sy mandray andrareo ereo, dra mivoaha egny an-dala dra zakao ho:''\v 11 Fa dre dra gny botany gny tanandrareo ze mipitiky amin'gny tombonay avo dra ho fafanay hanohisy andrareo! Fataro anefa zao:Fa magneky gny fazakan'Agnahary.'\v 12 Zakao amindrareo fa amin'gny andron'gny fisara dra ho az lefery koa gny an'i Sodoma noho gny an'izay tana anizay.