txy_luk_text_reg/08/51.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 51 Gny fa nagnao an-tragno Izy, dra sy namela dre dra olo raiky avo hiara-hilisy aminazy akoasin'i Petera vo Jaona vo Jakoba, vo gny ran'gny zaza dra gny reniny. \v 52 Dra gny aby dra nisaona vo nitomagny anazy,\v 53 Fa Izy nizaka ho:''Ka mitomagny; sy maty izy fa mandry.''Dra nihimehy Anazy ereo, satria fatasy fa maty gny zaza ampela.