txy_luk_text_reg/24/30.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 30Dra, gny nitoboky ba hindray hihina tamin'izy reo izy, dra nangalaky gny mofo, nisaotra izay, vo namaky izay, dra nagnome izay anazy reo. \v 31Avy eo nisokasy gny mason'izy reo, dra amason'izy reo izy. \v 32Izy reo nifampizaka ho: ''Moa se gny fosika sy noredareda tao agnatisika, gny nizaka tamisika tegny an-dala izy, gny nanokasy gny Sorasy tamisika izy?'''