txy_luk_text_reg/23/39.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 39Gny raiky tamin'ereo olon-drasy izay nihato teo gny namingavinga anazy tamigny nizakany ho:'' sy hanao se gny Krisy? vezeo gny vatanao vo zahay.'' \v 40Fa gny raiky nizaka fatrasy anazy, nanao ho:'' sy ba matahosy an'i Zagnahary se hanao, gny samy ambanin'ny fanamelohana mitovy avo? \v 41Isika dra eto ara-drariny tokoa, satria mandray izay mendrika gny asasika. Fa izy lelahy sy nanao raha rasy.''