txy_luk_text_reg/21/34.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 34Fa mitandrema amigny tagnandrareo, ba sy ho vesaran'ny vokasy gny fisotroa vo gny fahamamoa gny fondrareo, vo reo ahiahin'ny fiaigna, dra avy eo hihily tampoky amindrareo manahaky gny fandriky izay andro izay. \v 35Fa izay dra go avy amigny kiraikiraiky izay miay maneran-tany.