txy_luk_text_reg/21/25.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 25 Hisy famatara egny amignymasoan- dro, egny amigny volana, vo egny amigny kitana, dra eto an-tany. Ho tra-pahoria ereo firenena, haharary nahan'ny eron- dranomasina vo ereo onja.\v 26Hisy lelahy ho toran'ny tahosyvo gny fandignisa an' ereo raha izaho ho avy eto an-tany. Fa ho voahozgozo gny herin' ny lagnisy.