txy_luk_text_reg/21/10.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 10 Dra ho Izy tamin'ereo ho:''Gny firenena dra hisanga hanohisy firenena. dra fazaka hanohisy fazaka. \v 11 Hisy horohoro-tany lahibe,dra mosary vo areti-mandringa agny amy toera samihafa. Hisy raha mampatahosy dra famatara lahibe laha tagny an-dagnisy.