txy_luk_text_reg/20/41.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 41Jesosy nizaka anazy reo ho: "Nagnino gny izaka ereo fa kristy dra zanaka lahin'i Davida?\v 42Fa Davida tegnany se nizaka tao amigny bokin'ny Slamo ho: Gny tompo nizaka tamigny Tompoko ho: 'Mipetraha eo an-tana ankavanako,\v 43 Mandrampanovako gny fahavalonao ho hitobokatom-nokao.'\v 44Nohoizaho Davida dra nitoka an'i kristy ho: 'Tompo', koa nagnino gny maha zanak'i Davida anazy?"