txy_luk_text_reg/19/47.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 47Ko dra nampianasy isan'adro tao an-tempoly Jesosy. Ereo lohan'ny mpisoro vo ereo mpanoro-dalana dra ereo mpitariky gny vahoaky dra nitalia hamono anazy,\v 48Fa sy nahita fomba hanova izaho izy ereo, satria nazoto niteno anazy avo gny vahoaky aby.