txy_luk_text_reg/19/43.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 43Fa ho avy aminao ereo andro, izay hanaganan'ny fahavalonao manda magnodidy anao, dra hagnodidy anao, dra hanery anao amigny lafiny aby.\v 44Izy ereo dra hampilavo anao amigny tany miaraky amigny zanako. Sy haga dra vato raiky nifanegy vo izy ereo satria hanao sy nahafatasy izaho fony andriamanitra niezaky gny hamozy anao."