txy_luk_text_reg/19/32.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 32Ereo izay niraihina dra nandeha dra nahita gny zana-boriky araky gny nizakany Jesosy tamin'ereo.\v 33Raha teo an-pamahany gny zana-boriky izy ereo dra ho ereo tompony tamin'izy reo ho: "Ngninogny vahadrereo gny zana-boriky?" \v 34Nizaka ereo ho: "Misy teliaviny Tompo anazy."\v 35Nandesiny ereo teo ambaninigny zana-boriky gny lambany dra nametraky an'i Jesosy teo abony.\v 36Raha nandeha egny izy, dra nabelasin'ereo teo amigny lalana gny lamban'izy reo.