txy_luk_text_reg/15/22.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 22 Gny raiky nizaka tamin'gny mpanompony ho:Andeso malaky reo akazo soa indrindra, dra ampiakazoy anazy,vo asio perasy gny tagnany, vo kapa gny tombony. \v 23 Bak'eo andeso gny zanakagn'omby matavy ka vonoy zay. Andao isika hakalaza amin'gny lanogna! \v 24 Satria gny zanadahiko dra maty, vo amizao dra hita ndraiky.' Bak'eo dra nanomboky niresaky ereo.