txy_luk_text_reg/14/10.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 10 Fa gny asa andrareo, mandehana dra mipetraha amin'gny toera ambany indrindra, amin'izay gny fa mandalo eo gny nanasa anao,dra mety hizaka anao izy ho:'Ry nama, miakara amin'gny ambonimbony.'Vo avy eo dra homem-boninahisy andrareo eo anatrehan'ereo ze miray latabasy azy amindrareo.\v 11 Da reo ze manandra-tegna dra hahety,dra izy ze manetri-tegna dra hasandrasy.''