txy_luk_text_reg/13/25.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 25 Gny fa ndray misanga gny topon-tragno vo magnily gny vatrangara, dra hisanga ao ambaliky eo andrareo dra handondo gny vatrangara vo hizaka ho:''Topo, Topo, apizosoy zahay.'Izy hamaly dra hizaka amindrareo ho:'Sy fatako andrareo dre gny fiaviandrareo.'\v 26 Dra hizaka andrareo ho:'Nihina vo nino teo agnoloanao zahay,dra anao fa nampianasy tegny an-dalambenay.'\v 27 Fa Izy dra hamaly ho:'Mizaka amindrareo zaho, sy fatako ze fiaviandrareo. Miala eto aminahy, andrareo mpanao rasy !'