txy_luk_text_reg/13/01.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 1 Tamin'izay andro zay,nisy olo sasany teo nizaka taminazy gny momba reo Galiliana ze gny lion'ereo gny nafangaron'i Pilato tamin'gny sorony manoka. \v 2 Namaly Jesosy dra nizaka tamin'ereo ho:''Andrareo se mieriserisy fa gny Galiliana reo dra mpanota mihoasy noho reo Galiliana hafa aby satria nizaly tahaky anizay?\v 3 Aha,Zaho mizaka andrareo. Fa raha sy mibebaky andrareo,aby dra ho maty tahaky anizay.