txy_luk_text_reg/12/47.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 47Izay panopo izay,nahafatasy gny sitrapon'ny topony, kanefa sy niomana na nanao araky gny sitrapony, dra ho zera amigny fizera maro. \v 48Fa izay sy nahafatasy dra nanao izay mendrika ahazoa zera koa, dra ho zera amigny fizera masaisaiky. Fa ireo aby izay name be, dra ho be kokoa gno ho taky aminazy, dra reo izay nagneky be, dra ho be lavisy aza gny hangatahy aminazy.