txy_luk_text_reg/12/37.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 37Sambasy reo panopo, izay hitan'ny topony fa niamby gny avy izy. Zakako marina amindrareo, fa hisiky gny lamba lavany amigny valahany izy, dra hapipetraky anazy reo an-databasy, dra ho avy izy hanopo anazy reo. \v 38GNy ho avy amigny ora faharo amigny hariva gny tompo, na amigny ora fahatelo aza, dra mahita anazy reo vonona, dra ho sambasy ireo panopo ireo.