txy_luk_text_reg/12/35.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 35 Aoka gny akazo lavandrareo ho hagnisiandrareo, dra aoka gny zirondrareo hirehisy hatragny, \v 36 DRa manova manahaky reo olo izay mandigny reo topony hihery avy amigny lanognam-papakara-valy, ba gny avy izy dra mandondona, dra ho afaky hanokaky gny vatrangara hon'azy avy hatragny ereo.