txy_luk_text_reg/12/33.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 33Avilio ireo fagnanarandrareo dra omeo gny mahatra. Manova fitoboha-vola ho an'ny tegnandrareo izay sy mety ho holavoharena agny an-dagnisy izay sy mety lany, izay sy misy kalalao manola. \v 34Fa agny amin'izay hitobohan'ny harendrareo, dra ho agny avo koa gny fondrareo.