txy_luk_text_reg/12/29.txt

1 line
213 B
Plaintext

\v 29Ka mitalia izay ho hanindrareo vo izay honomindrareo, dra ka miahiahy. \v 30Fa ireo ferenena aby eto amin'izao totolo izao ireo dra mitalia ireo raha aby, dra fatasy gny babandrareo fa mitalia ireo handrareo.