txy_luk_text_reg/12/27.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 27Hevero reo lilia-manao akory gny fagniriny.Sy miasa izy ireo, na mamoly. Kanefa zakako amindrareo, na Solomona tamigny voninahiny manotolo aza sy nitafy manahaky gny raiky tamin'ereo. \v 28GNy tafin'i Zagnahary manahaky izay ireo ahisy egny agnaisy, izay eo androany, dra gny maraindray dra aria agnaty fatana, manahaky gny akory gny hanafiany andrareo mihoasy lavisy noho izay, handrareo ry masaisaiky finoanao!