txy_luk_text_reg/12/11.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 11Gny fa minday andrareo eo agnatrehan'i Synagoga, reo panapaky, vo reo mana-pahefana izy reo, dra ka magnahy gny amin'izay ho fomba fizakandrareo ho fiarova-tegna, na izay ho zakandrareo, \v 12Satria gny fagnahy masy gny hapianasy andrareo izay tokony ho zakandrareo amin'izay ora izay.''