txy_luk_text_reg/12/08.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 8Hoy zaho aminadrareo, izay aby magneky anahy eo agnatrehan'ny olo, gny zanak'olo avo koa dra hagneky anazy eo agnatrehan'ereo azelin'i Zagnahary, \v 9Fa izay manda anahy eo agnatrehan'ereo azelin'i Zagnahary. \v 10Izay aby mizaka manohisy gny zanak'olo, dra ho anga aminazy izay, fa izay aby mizaka rasy manohisy gny fagnahy masy koa, dra sy ho veavela izay.