txy_luk_text_reg/12/04.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 4Mizaka aminadrareo zaho ry namako. ka matahosy ireo izay mamono gny tegna, dra afaran'izay dra sy misy na ino na ino azony atao sasy. \v 5Fa hapitandry andrareo zaho gny amigny hatahora. Matahosy gny raiky izay, izay gny avy mamono, dra manana gny fahefany gny hagnary agny amigny helo.Egny, mizaka amindrareo zaho,matahosy anazy.