txy_luk_text_reg/10/33.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 33 Fa nisy Samaritana raiky , gny fa nandeha tamin'gny nandehanany izy, dra avy teo amin'gny nizy anazy. Gny fa nahita anazy izy ,dra niysetra anazy.\v 34 Dra nagnato anazy izy dra namehy gny ratrany,dra nandraraky menaky vo divay tamin'izay. Nampitikiriny gny bibiny izy,dra nandesiny tagny amy tragnom-bahiny, dra nikarakarany. \v 35 Gny maray dra nangalaky denaria ro izy,dra nanolosy anizay tamin'gny mpampianasy. dra nanao ho:''Karakarao izy,dre dra otrino dre otrino laninao mihoasy , gny fa mihery zaho,dra ho havaiko.'