txy_luk_text_reg/09/32.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 32 Vo Petera vo gny ze niaraky taminazy dra navesatrin'gny torimaso,fa gny tena taisy tateraky ereo,dra nahita gny voninahiny vo gny lelahy ro ze nisanga niaraky taminazy.\v 33 Vo gny fa niala nagnalavisy an'i Jesosy ereo,dra ho Petera taminazy ho:''Topo, soa amisika gny mizano eto. Angao zahay hagnamboasy fialofa telo,raiky ho Anao,raiky ho an'i Mosesy, dra raiky ho an'i Elia.''( Sy fatany ze nizakany.)