txy_luk_text_reg/09/07.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 7 Dra ren'i Eroda mpanapaky avo koa reo ze nisy aby, dra levo hevisy izy, satria voalazan'gn'ilany fa Jaona mpanao batisa dra nisanga tamin'gny maty, \v 8 Dra voalaza fa niseho Elia,dra gn'ilany koa mizaka fa raiky tamin'ereo mpaminany fahiny gny nisanga tamin'gny maty.\v 9 Hoy Eroda hô:''Zaho gny nanapa-doha an'i Jaona, koa iza draiky ze olo andregnesako raha tahaky anizay?''Dra niezaky gny ahita Anazy izy.