txy_luk_text_reg/08/24.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 24 Bak'eo nagneo aminazy dra namoha Anazy gny mpianasin'i Jesosy, nanao ho:''Topo o ! Topo o ! Ho maty isika !''Vo nifoha Izy dra nizaka fatrasy gny sirioky vo gny rano manoza,dra nisahasy reo,dra nisy fitonia teo. \v 25 Vo nizaka tamin'ereo Izy ho:''Eza gny finoandrareo?''Vo natahosy fatrasy ereo. Vo natahosy gny sady gaga avo koa ereo, dra nifampagnontany ho:''Iza moa io,gny mandidy dre gny sioky vo gny rano avo,dra magneky Anazy reo?''