txy_luk_text_reg/05/25.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 25 Teo noho eo nisanga teo agnoloan'ereo izy dra nangalaky gny fandria ze nandriany, Bak'eo dra niala nagnagny an-tragnony izy, nagnome voninahisy an'Agnahary.\v 26 Talazona aby dra nagnome voninahisy an'Agnahary ereo. Feno tahosy ereo, nizaka ho: ''Nahita raha-mahagaga isika androany.''