txy_luk_text_reg/05/22.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 22 Fa Jesosy, nahalala ze nieriseretin'ereo, namaly dra nizaka anazy ho:''Nanao akory andrareo gny magnontany anizay ao am-pondrareo?\v 23 Ino gny mora zaka koa:'Voavela gny helokao' sa gny mizaka ho:'Misangana dra mandehana?'\v 24 Nefa ba hahafatarandrareo fa gny Zanak'olo dra manam-pahefana hamela heloky eto an-tany , dra zakako aminao, misangana, andeso gny fandrianao dra mandehana agny an-tragnonao.''