txy_luk_text_reg/03/15.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 15 Dra raha niamby fatrasy gny fahavian'i Kristy gny vahoaky, dra nagnontany tao am-pony gny mahakasikan'i Jaona gny kirairaiky, dre mety ho izy dre sy izy gny kristy. \v 16 Jaona namaly tamy fizaka anazy aby ho:''Raha gny aminahy, dra manao batisa andrareo amy mahery mihoasy anahy, dra sy mendriky zaho dre dra hamaha gny fehi-kapany . Hanao batisa anadrareo amy Fanahy Masy vo gny afo Izy.