txy_luk_text_reg/01/72.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 72 Zay gny hataony dra gny ba hampisehoa gny famindram-po amin'ereo rasika vo hampasiahiva gny fanekem-pihavanany Masy, \v 73 dra gny fianiana nizakany tamin'i Abrahama rasika. \v 74 Niania gny hahazoasika , fa gny afaky tamy tagnan'gny fahavalosika, manompo Anazy sy ami-tahosy ,\v 75 am-pahamasina vo am-pahamarigna eo anatrehany amy androsika aby.